|
|
|
|

Entry1  manao alasafay
Elementary words  2 manao, 3 ala, 4 safay
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa. [1.1]
Explanations in English  7 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.. [1.2]
Synonyms  8 miala safay, misafay

Updated on 2025/10/11